Matokia (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra eny ianao,
Mafy koa ny sedra byeukpo izay lalovanao;
Matokia fa ny Tompo xvmwqs tsy mandao,
Na ahafoy anao amin'ny adinao.
Fa Izy Tompo manome ny toky ho anao,
Ny amin'izay mafy mety ho sedraina,
Mahereza mitrakà hatrany hatrany,
Fa izay no fiainana an-tany.

Ref:Oento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
        Fa Izy hanamaivana anao;
   tononkira.serasera.org      Ka aza mba misalasala mivonona ianao,
        Handray Azy ho Tompo sy ho Mpamonjinao.
        Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao,
        Fa ho hitanao ny voninahiNy.

Mety ho kivy na ho ketraka ianao,
Ny amin'izao fiainana hita eto izao;
Ny mamoy fo igyqtafr fadio tsy azo atao,
Ndrao ho neninao ao am-parany ao.
Mitodia amin'ilay Mpamonjy ianao,
Fa Izy ihany re no vahaolana a;
MATOKIA fa ny Tompo miandry anao,
Miandry anao hanokatra ny fonao.

A/C: Randriamiandrisoa Heritina Fanomezana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU Am
Vangy : 417
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Titina1608
Daty : 06/03/2025 18:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03