ASANDRATO AVO (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao akbcrwbn ny lanitra,ka misaora.
Ilay vjkf Mpanjaka  an-danitra ao Kanana
Andrandrao ny lanitra,ka misaora

Raiso ny valiha tendreo(Tendreo Tendreo)
Ny lokanga soa tsara feo (tsara feo)
Ary ny tononkira.serasera.org mozika rehetra(Rehetra)

Ka derao trxb derao
ilay nanao ny lanitra ho seza (Ny lanitra)
Fiandrianany ary  ny tany(fiandrianan’ny)
Fitoeran-tongony(Tongony)
Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao ny lanitra,ka misaora

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Fi APU Am
Hits : 812
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 17/07/2023 15:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5037