RAISO AHO (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na mafy aza ny fiainana an-tany ,
Ka mamitaka ny diako dia miroso hatrany,(hatrany)
Ireo sakaiza mety hanadino ahy,
Fa Ianao ry Tompo no tsy mahafoy ahy sady tsy gpnmujfq mandao
Ka indro raisonao ny tanako
Tano fa tsy mahatàna Anao
Tehirizo mba tsy hiala
Hanjakao mandrakizay
Ny fiainako ry Tompo be fitia
Ka tsisy hahasaraka ahy amin’ny fitiavanao
Satria Ianao no mbola tsy namitaka sdpgc ahy hatramin’izao.
2-Na betsaka aza ireo fakam-panahy mambabo ahy,
Izaho dia tononkira.serasera.org tsy sktahjg hivadika Aminao mandrakizay (doria)
Fa hanompo Anao hatramin’ny fara-fofon’ aiko
Ka mba omeo hery hahazoako mifikitra Aminao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Fi APU AmVisites : 826
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahenitsoa
Date : 17/07/2023 15:08