Fitsapana (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tanaty ady mahamay
Sy fisedrana mafy koa
sxncvx No nitsapanao ahy ry Tompoko
tononkira.serasera.org Tamin'ny asa izay natao
Nomenao hanompoana Anao
Soa fa teo Ianao fa tsy nandao
Fiv: Jesosy o!
picaugi Inty vonona aho ny hanompo Anao
Jesosy o!
dkxytfkq Manaiky aho izay sitrakao
Ka omeo hery aho
Handreseko izay mety ho fakam-panahy
Omeo hery aho
Hisedrako hatrany ireo mafy izay manjo
2. Fa na dia nisy ny hakiviana
Ho amin'ny famoizam-po
'Zay mahavery ahy ry Tompoko
'Lay tananao nitsotra ho ahy
No nanavotra ahy indray
Mba ho amin'ilay mandrakizay
Sy fisedrana mafy koa
sxncvx No nitsapanao ahy ry Tompoko
tononkira.serasera.org Tamin'ny asa izay natao
Nomenao hanompoana Anao
Soa fa teo Ianao fa tsy nandao
Fiv: Jesosy o!
picaugi Inty vonona aho ny hanompo Anao
Jesosy o!
dkxytfkq Manaiky aho izay sitrakao
Ka omeo hery aho
Handreseko izay mety ho fakam-panahy
Omeo hery aho
Hisedrako hatrany ireo mafy izay manjo
2. Fa na dia nisy ny hakiviana
Ho amin'ny famoizam-po
'Zay mahavery ahy ry Tompoko
'Lay tananao nitsotra ho ahy
No nanavotra ahy indray
Mba ho amin'ilay mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 707
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 30/06/2023 11:01
