Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO AHO (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na mafy aza ny fiainana an-tany ,
Ka mamitaka ny diako dia miroso hatrany,(hatrany)
Ireo sakaiza mety hanadino ahy,
Fa tpgrutiz Ianao ry Tompo no tsy mahafoy etoik ahy sady tsy mandao
Ka indro raisonao ny tanako
Tano fa tsy mahatàna Anao
Tehirizo mba tsy hiala
Hanjakao mandrakizay
Ny fiainako ry Tompo be fitia
Ka tononkira.serasera.org tsisy hahasaraka ahy amin’ny fitiavanao
Satria Ianao no mbola tsy namitaka ahy hatramin’izao.
2-Na betsaka aza ireo fakam-panahy mambabo ahy,
Izaho iwveuza dia tsy hivadika Aminao mandrakizay (doria)
Fa hanompo Anao hatramin’ny fara-fofon’ aiko
Ka mba omeo hery hahazoako mifikitra Aminao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Fi APU AmHits : 761
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 17/07/2023 15:08