Hialako ny adalana (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hialako ny adalana fa zdyk mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna
1- amvgcxj Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin'izay nilako an'i Jesoa
Fa tsy mba misy azo antenaina
Hamelombelona ity aina
Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny hhtlf adalana dia ny fandikan-dalàna
2- Henatra sy tahotra tononkira.serasera.org no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin'i Satana nandravana
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna
1- amvgcxj Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin'izay nilako an'i Jesoa
Fa tsy mba misy azo antenaina
Hamelombelona ity aina
Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny hhtlf adalana dia ny fandikan-dalàna
2- Henatra sy tahotra tononkira.serasera.org no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin'i Satana nandravana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 13/03/2024 08:28
