Diso hevitra (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Noheveriko fa tsy nisy izany Jehovah izany
Noheveriko Fa tsy nisy izany Jesosy izany
Noheveriko Fa tonga tonga ho Azy izao rehetra izao
Hay ve ka nisy nanao, izao tontolo izao
Ny fantatro dia ny olombelona eto an-tany
Ireo no natao hanjaka hatrany hatrany
Dia tsy uyfo mba noeritreretiko akory fa hoe
Mbola misy lehibe noho ny olombelona
Ref: Diso hevitra aho
Eny diso aho hatrizay
Diso hevitra aho
Hatrizay tsy nahafantarako izay
Diso hevitra aho
Eny diso aho hatrizay
lkwf Hatrizay tsy mba ninoako ny Ray
tononkira.serasera.org fa hoe Izy no Andriamanitra
And 2
Noheveriko fa tsy misy izany fitsarana izany
Noheveriko fa rehefa dia maty dia maty ihany
Noheveriko fa tokana ihany izao fiainana izao
Hay ve ka mbola moxebqam misy hafa ao ambadik'izao
Noheveriko fa anganongano baiboly io
Noheveriko fa ny kely saina no mino io
Noheveriko fa tsinontsinona izy io taloha
Hay ve ka tsara tokoa, sy mitondra zava-tsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Fi APU AmHits : 730
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 13/03/2024 08:14