Ny antsonao (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fandanim-potoana akory, ny fanompoko anao
Tsy hebohebo sanatria, ny fiderako anao;
Fa faniriana, ny hitoetra, amin'ilay fiainam-baovao,
Izay natokanao ho anay

Ref: Ianao no niantso anay, ka raiso re
Ho anao, ho anao
Raiso re! Na tsy mendrika e
Ny voninahitra hanananao
Eny, vokatry ny fo tokoa

Tsy ho reraka izahay ny hitory, Ilay fitiavanao
Maro ireo mampahory, aronay ianao;
Fa faniriana ny hitoetra, amin'ilay fiainam-baovao,
Izay natokanao ho anay.

Ref: Ianao no niantso anay, ka raiso re
Ho anao, ho anao
Raiso re! Na tsy mendrika e
Ny voninahitra hanananao
Eny, vokatry ny fo tokoa

AC: Steeve ANDRIAMAMONJY
--------
Link:
Comments
hery ( 10/03/2025 21:17)
Iza no tena izy ilay mpihira? ito sa ilay ankairay ?
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Fi APU Am
Hits : 190
Likes : 1 Like
Created by : Naom77
Date : 10/03/2025 10:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0719