Ny antsonao (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fandanim-potoana akory, ny fanompoko adiisht anao
Tsy hebohebo sanatria, ny fiderako anao;
Fa faniriana, tononkira.serasera.org ny hitoetra, amin'ilay fiainam-baovao,
Izay natokanao ho anay
Ref: Ianao no niantso anay, ka raiso re
Ho anao, ho anao
Raiso re! Na tsy mendrika e
Ny voninahitra hanananao
Eny, vokatry ny fo tokoa
Tsy ho reraka izahay ny imfzjqp hitory, Ilay fitiavanao
Maro ireo mampahory, aronay ianao;
Fa faniriana ny hitoetra, amin'ilay fiainam-baovao,
Izay natokanao ho anay.
Ref: Ianao no niantso anay, ka raiso re
Ho anao, lfwihz ho anao
Raiso re! Na tsy mendrika e
Ny voninahitra hanananao
Eny, vokatry ny fo tokoa
AC: Steeve ANDRIAMAMONJY
Tsy hebohebo sanatria, ny fiderako anao;
Fa faniriana, tononkira.serasera.org ny hitoetra, amin'ilay fiainam-baovao,
Izay natokanao ho anay
Ref: Ianao no niantso anay, ka raiso re
Ho anao, ho anao
Raiso re! Na tsy mendrika e
Ny voninahitra hanananao
Eny, vokatry ny fo tokoa
Tsy ho reraka izahay ny imfzjqp hitory, Ilay fitiavanao
Maro ireo mampahory, aronay ianao;
Fa faniriana ny hitoetra, amin'ilay fiainam-baovao,
Izay natokanao ho anay.
Ref: Ianao no niantso anay, ka raiso re
Ho anao, lfwihz ho anao
Raiso re! Na tsy mendrika e
Ny voninahitra hanananao
Eny, vokatry ny fo tokoa
AC: Steeve ANDRIAMAMONJY
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
10/03/2025 21:17)
Iza no tena izy ilay mpihira? ito sa ilay ankairay ?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naom77
Daty : 10/03/2025 10:10
