RAISO AHO (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na mafy aza ny fiainana an-tany ,
Ka mamitaka lzpiltto ny diako dia miroso hatrany,(hatrany)
Ireo sakaiza mety hanadino ahy,
Fa Ianao ry Tompo no tsy mahafoy ahy sady tsy mandao
Ka indro raisonao ny tanako
Tano fa tsy mahatàna Anao
Tehirizo mba tsy xrzuf hiala
Hanjakao mandrakizay
Ny fiainako bswx ry Tompo be fitia
Ka tsisy hahasaraka ahy amin’ny fitiavanao
Satria Ianao no mbola tsy namitaka ahy hatramin’izao.

2-Na betsaka aza ireo fakam-panahy mambabo ahy,
Izaho dia tsy hivadika tononkira.serasera.org Aminao mandrakizay (doria)
Fa hanompo Anao hatramin’ny fara-fofon’ aiko
Ka mba omeo hery hahazoako mifikitra Aminao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU Am
Vangy : 852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 17/07/2023 15:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306