Fitsapana (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.  Tanaty ady mahamay
    Sy fisedrana mafy koa
    No nitsapanao ahy ry Tompoko
    Tamin'ny asa izay natao
   buhqcvmq  Nomenao hanompoana Anao
    Soa fa teo Ianao fa tsy nandao

Fiv: Jesosy o!
       Inty vonona aho ny hanompo Anao
       Jesosy o!
       tononkira.serasera.org Manaiky aho izay sitrakao
       Ka omeo hery aho
     gcizmh   Handreseko izay mety ho fakam-panahy
       Omeo hery aho
       Hisedrako hatrany ireo mafy izay manjo

2. Fa na dia nisy npovl ny hakiviana
    Ho amin'ny famoizam-po
    'Zay mahavery ahy ry Tompoko
    'Lay tananao nitsotra ho ahy
    No nanavotra ahy indray
    Mba ho amin'ilay mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU Am
Vangy : 709
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 30/06/2023 11:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0829