Fitsapana (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eitlnq 1.  Tanaty ady mahamay
    Sy fisedrana mafy koa
    No nitsapanao ahy ry Tompoko
    Tamin'ny asa izay natao
    Nomenao hanompoana Anao
tononkira.serasera.org    Soa fa teo Ianao fa tsy nandao

Fiv: Jesosy o!
       Inty vonona aho ny hanompo Anao
       Jesosy o!
       Manaiky aho izay sitrakao
       Ka omeo hery aho
  yuztv      Handreseko izay mety ho fakam-panahy
  efmhd      Omeo hery aho
       Hisedrako hatrany ireo mafy izay manjo

2. Fa na dia nisy ny hakiviana
    Ho amin'ny famoizam-po
    'Zay mahavery ahy ry Tompoko
    'Lay tananao nitsotra ho ahy
    No nanavotra ahy indray
    Mba ho amin'ilay mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Fi APU Am
Visites : 823
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahenitsoa
Date : 30/06/2023 11:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324