Fitsapana (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tanaty ady mahamay
Sy fisedrana mafy koa
bdxjxo No nitsapanao ahy ry Tompoko
plqj Tamin'ny asa tononkira.serasera.org izay natao
Nomenao hanompoana Anao
Soa fa teo Ianao fa tsy nandao
Fiv: Jesosy o!
Inty vonona aho ny hanompo Anao
Jesosy o!
Manaiky aho izay sitrakao
Ka omeo hery aho
Handreseko izay mety ho fakam-panahy
Omeo hery aho
Hisedrako hatrany ireo mafy izay manjo
2. Fa na dia nisy ny hakiviana
tfokdtm Ho amin'ny famoizam-po
'Zay mahavery ahy ry Tompoko
'Lay tananao nitsotra ho ahy
No nanavotra ahy indray
Mba ho amin'ilay mandrakizay
Sy fisedrana mafy koa
bdxjxo No nitsapanao ahy ry Tompoko
plqj Tamin'ny asa tononkira.serasera.org izay natao
Nomenao hanompoana Anao
Soa fa teo Ianao fa tsy nandao
Fiv: Jesosy o!
Inty vonona aho ny hanompo Anao
Jesosy o!
Manaiky aho izay sitrakao
Ka omeo hery aho
Handreseko izay mety ho fakam-panahy
Omeo hery aho
Hisedrako hatrany ireo mafy izay manjo
2. Fa na dia nisy ny hakiviana
tfokdtm Ho amin'ny famoizam-po
'Zay mahavery ahy ry Tompoko
'Lay tananao nitsotra ho ahy
No nanavotra ahy indray
Mba ho amin'ilay mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Fi APU AmHits : 825
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 30/06/2023 11:01
