ASANDRATO AVO (Feo Fi APU Am)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao ny lanitra,ka misaora.
Ilay Mpanjaka pczyvj  an-danitra ao tononkira.serasera.org Kanana
Andrandrao ny lanitra,ka misaora

Raiso ny valiha ifvudrn tendreo(Tendreo Tendreo)
Ny lokanga soa tsara feo (tsara feo)
Ary ny mozika aaelj rehetra(Rehetra)

Ka derao derao
ilay nanao ny lanitra ho seza (Ny lanitra)
Fiandrianany ary  ny tany(fiandrianan’ny)
Fitoeran-tongony(Tongony)
Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao ny lanitra,ka misaora

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU Am
Vangy : 716
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 17/07/2023 15:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033