ASANDRATO AVO (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato apmov avo ny Fiderana,
Andrandrao ny lanitra,ka misaora.
Ilay Mpanjaka an-danitra ychlo ao Kanana
Andrandrao ny lanitra,ka misaora
Raiso ny valiha tendreo(Tendreo xmfxoury Tendreo)
Ny lokanga soa tsara feo (tsara feo)
Ary ny mozika rehetra(Rehetra)
Ka derao derao
ilay nanao ny lanitra ho seza (Ny lanitra)
Fiandrianany ary tononkira.serasera.org ny tany(fiandrianan’ny)
Fitoeran-tongony(Tongony)
Asandrato avo ny Fiderana,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Fi APU AmHits : 719
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 17/07/2023 15:03