ASANDRATO AVO (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao lmcx ny lanitra,ka misaora.
Ilay Mpanjaka tononkira.serasera.org an-danitra ao Kanana
Andrandrao ny lanitra,ka misaora
Raiso ny valiha tendreo(Tendreo Tendreo)
Ny lokanga tqzs soa zlybd tsara feo (tsara feo)
Ary ny mozika rehetra(Rehetra)
Ka derao derao
ilay nanao ny lanitra ho seza (Ny lanitra)
Fiandrianany ary ny tany(fiandrianan’ny)
Fitoeran-tongony(Tongony)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 17/07/2023 15:03