Inona moa (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona moa no handrasan’ity tany ity
Tsy tsapanao ve hoe mila fitia
Nefa isika aza moa mpiray tanindrazana ô!
Tsy hifanasoa, tsy hifanome tanana
Refrain: Dia iza indray, izay indray moa no hifanasoa tononkira.serasera.org sy hifanome tanana
Raha toa izaho sy ianao, nohariana tety
Tsy yrhgjnga hifankatia?
Iza indray, iza indray moa no hifanasoa
Sy hifanome galgtqab tanana
Raha toa isika izao nohariana tety tsy hifankatia
2. Koa manainga anao, hamafy sy hizara fitia
Hamongotra indray, ireo hetraketraka ety
‘Lay Raintsika aza moa, nanome ny zanany ô!
Koa nahoana dhldws isika, no hiravirayy tanana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)Vangy : 1324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 17:09