Ery Ery (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ery Ery mazava soa
ny lanitra fonenantsoa
misy an'i Jesoa Ilay mpanavotra
sy Ilay Ray be fitiavana
Ref: tononkira.serasera.org Iza no tsy te hiditra ao
zrql rovw Iza no tsy ho eo Aminao (Jesoa)
Raiso re, fa zanakao
O Jesoa ho eo anilanao
2- Tàno mafy zay hanananao
peprj Satria satria be ny fahavalo
Jesosy irery no iankino
Izy no banjino
ny lanitra fonenantsoa
misy an'i Jesoa Ilay mpanavotra
sy Ilay Ray be fitiavana
Ref: tononkira.serasera.org Iza no tsy te hiditra ao
zrql rovw Iza no tsy ho eo Aminao (Jesoa)
Raiso re, fa zanakao
O Jesoa ho eo anilanao
2- Tàno mafy zay hanananao
peprj Satria satria be ny fahavalo
Jesosy irery no iankino
Izy no banjino
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 1574
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 05/04/2017 13:29
