Inona moa (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona moa no handrasan’ity tononkira.serasera.org tany ity
Tsy tsapanao ve hoe mila fitia
Nefa isika aza moa mpiray tanindrazana ô!
Tsy hifanasoa, tsy hifanome tanana

Refrain: Dia  iza indray, izay indray moa no hifanasoa sy hifanome tanana
Raha toa izaho sy cquprwki ianao, nohariana tety
Tsy hifankatia?
Iza indray, iza indray moa no hifanasoa
Sy hifanome tanana
Raha legrg toa isika izao nohariana tety tsy hifankatia

2. Koa manainga anao, hamafy sy hizara fitia
Hamongotra indray, ireo hetraketraka ety
‘Lay Raintsika aza moa, nanome ny zanany ô!
Koa nahoana zplsmrq isika, no hiravirayy tanana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581