Ny androm-piainanay (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny androm-piainananay
Jesoa ankinina aminao
ronbx Tsisy miafina aminao izay rehetra atao
Fitiavana tokoa ianao, fahamarinana
Angatahinay mihitsy Ianao
tononkira.serasera.org Mba tena hanavao
2) Andriamanitra fiadanana ô
Ianao no Tomponay
Tsisy afatsy gjmksw Ianao no ivavahanay
Ianao no ankasitrahanay
Eo @ fiainanay
Saotra dera aman-daza anie
Ho anao ry Tomponay
Ref Irinay ianao Tompo ô
Mba handray an-tànana
Sitrakao dia sitrakao Tompo ô
No naha toy izao anay
svkh Ataovy ambany elatrao
Ka arovy izahay
Mba hiandrandra ilay fiadanana
Eo anilanao
Jesoa ankinina aminao
ronbx Tsisy miafina aminao izay rehetra atao
Fitiavana tokoa ianao, fahamarinana
Angatahinay mihitsy Ianao
tononkira.serasera.org Mba tena hanavao
2) Andriamanitra fiadanana ô
Ianao no Tomponay
Tsisy afatsy gjmksw Ianao no ivavahanay
Ianao no ankasitrahanay
Eo @ fiainanay
Saotra dera aman-daza anie
Ho anao ry Tomponay
Ref Irinay ianao Tompo ô
Mba handray an-tànana
Sitrakao dia sitrakao Tompo ô
No naha toy izao anay
svkh Ataovy ambany elatrao
Ka arovy izahay
Mba hiandrandra ilay fiadanana
Eo anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)Hits : 1386
Likes : 1 Like
Created by : fzhira
Date : 14/11/2015 14:36
