Asandrato (Sunshine) (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera ny Anaranao, manandratra ny lazanao
Mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra mahery
Izao tontolo midera ny fiandriananao
Ny hatsaranao, ny voninahitrao
Fanilo aro afo ho anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay

Mihira ny fitiavanao Manandratra ny tononkira.serasera.org herinao
Ny antom-pisinay ety ho mendri-kaja Ianao
Izao rehetra izao manainga
Ny antema fihobiana
Hiran-danitra mamafy ny  filazantsara
Jiro manazava anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
Hazavana, hazavana gudedypi wgtr
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, awrhzdlt hazavana ho anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Vangy : 1533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 17:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527