Getsemane (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lay tononkira.serasera.org ora tao Getsamane Tsaroako tsara izao
Fa Tompo tia sy lehibe No tena ory ekzm loatra tao
Refrain :Tsaroako zao ilay Getsemane
Zay niaretanao, tsy haiko hadinoina re
Lay fahoriana tao
2. Ny mpianatra malalanao
Natory avokoa, nafoiny izao rehetra izao
Jesosy Tompo tia tokoa
3. Nanjary rà ny dinitrao Noho ny helokay
Fadiranovana ianao Fa nisolo voina anay
4. Soraty ao cpsd am-poko re bhzt Ho sary velona ao
Ny sarin’I Getsemane Izay niaretanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)Hits : 2430
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:18