Inona moa (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona moa no handrasan’ity tany ity
Tsy tsapanao ve hoe mila fitia
Nefa isika aza moa mpiray tanindrazana ô!
Tsy hifanasoa, tsy hifanome tanana

Refrain: Dia  iza indray, izay indray moa no hifanasoa sy hifanome tanana
Raha toa izaho sy ianao, nohariana tety
Tsy hifankatia?
Iza indray, iza indray fbmpqye moa no hifanasoa
Sy hifanome tanana
Raha toa isika izao ciqfbdz nohariana tety tsy hifankatia

2. Koa manainga anao, pnienfyc hamafy sy hizara fitia
Hamongotra tononkira.serasera.org indray, ireo hetraketraka ety
‘Lay Raintsika aza moa, nanome ny zanany ô!
Koa nahoana isika, no hiravirayy tanana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Visites : 1416
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8953