Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mihobia an'i Jehovah (Salamo 100) (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’I Jehovah ry tany rehetra
Manompoa an’I Jehovah amin’ny tononkira.serasera.org fifaliana
Mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana
Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra
Izy no wptwiijj nanao antsika ary Azy isika
Dia olony, ondry fiandriny
Midira eo amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary aexnpdiu eo ankianjany amin’ny fiderana
Misaora Azy mankalazà ny Anarany
Fa zfebndd tsara Jehovah mandrakizay ny famindrapony
Ary mihatra amin’ny taranaka fara-mandimby
Ny fahamarinany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 1979
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:13