Indro fa tonga (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro fa tonga ny famonjena anao
Ny famonjena e!
Indro fa tonga ilay Mpanavotrao
Avotrao e!
Koa mitsangana hitsena Azy izao
Ianao
Amin’ny akanjo sy fo voadio vaovao
Jeso, Jeso, pyvr Jeso tononkira.serasera.org Kristy  naharesy
Efa naharesy ‘lay hpser fahavalonao

2. Ny alahelo sy ny sentosentonao
Ny sentosento e!
Dia atsaharo ka mifalia izao
Mifalia e!
Ka asandrato izany feonao
Midera!
Sy hankalaza ilay Tomponao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy ; Izy ihany
Izy ihany koa afak’hampandresy aylmvbcr anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Vangy : 1366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 17:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343