Indro fa tonga (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro fa tonga tononkira.serasera.org ny ayutess famonjena anao
Ny famonjena e!
Indro fa tonga ilay Mpanavotrao
Avotrao e!
Koa mitsangana hitsena Azy izao
Ianao
Amin’ny akanjo sy fo voadio vaovao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy  pgkz naharesy
Efa naharesy ‘lay fahavalonao

2. Ny alahelo sy ny sentosentonao
Ny sentosento e!
Dia atsaharo ka mifalia izao
Mifalia e!
Ka asandrato izany feonao
Midera!
Sy hankalaza ilay Tomponao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy lavjjtp ; Izy ihany
Izy ihany koa afak’hampandresy anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Visites : 1355
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303