Indro fa tonga (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro fa tonga ny famonjena jhklvns anao
Ny famonjena e!
Indro fa tonga nomzpsgt ilay Mpanavotrao
Avotrao e!
Koa mitsangana hitsena Azy izao
Ianao
Amin’ny akanjo sy fo voadio vaovao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy naharesy
Efa naharesy ‘lay fahavalonao
2. Ny alahelo sy ny sentosentonao
Ny rvflodb sentosento e!
Dia atsaharo ka mifalia izao
Mifalia e!
Ka tononkira.serasera.org asandrato izany feonao
Midera!
Sy hankalaza ilay Tomponao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy ; Izy ihany
Izy ihany koa afak’hampandresy anao.
Ny famonjena e!
Indro fa tonga nomzpsgt ilay Mpanavotrao
Avotrao e!
Koa mitsangana hitsena Azy izao
Ianao
Amin’ny akanjo sy fo voadio vaovao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy naharesy
Efa naharesy ‘lay fahavalonao
2. Ny alahelo sy ny sentosentonao
Ny rvflodb sentosento e!
Dia atsaharo ka mifalia izao
Mifalia e!
Ka tononkira.serasera.org asandrato izany feonao
Midera!
Sy hankalaza ilay Tomponao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy ; Izy ihany
Izy ihany koa afak’hampandresy anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 1323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:09
