Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inona moa (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona moa no handrasan’ity tany ity
Tsy tsapanao ve hoe mila fitia
Nefa isika aza moa mpiray tanindrazana ô!
Tsy hifanasoa, tsy hifanome tanana
Refrain: Dia tononkira.serasera.org iza indray, izay indray moa no hifanasoa sy odxsqtk hifanome tanana
Raha toa izaho sy ianao, nohariana tety
Tsy hifankatia?
Iza indray, iza indray eqow moa no hifanasoa
Sy hifanome tanana
Raha toa isika izao pfstes nohariana tety tsy hifankatia
2. Koa manainga anao, hamafy sy hizara fitia
Hamongotra indray, ireo hetraketraka ety
‘Lay Raintsika aza moa, nanome ny zanany ô!
Koa nahoana isika, no hiravirayy tanana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)Hits : 1322
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:09