Indro fa tonga (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro fa tonga ny hcwk famonjena anao
Ny kygpg famonjena tononkira.serasera.org e!
Indro fa tonga ilay Mpanavotrao
Avotrao e!
Koa mitsangana hitsena Azy izao
Ianao
Amin’ny akanjo sy fo voadio tovd vaovao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy naharesy
Efa naharesy ‘lay fahavalonao
2. Ny alahelo sy ny sentosentonao
Ny sentosento e!
Dia atsaharo ka mifalia izao
Mifalia e!
Ka asandrato izany feonao
Midera!
Sy hankalaza ilay Tomponao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy ; Izy ihany
Izy ihany koa afak’hampandresy anao.
Ny kygpg famonjena tononkira.serasera.org e!
Indro fa tonga ilay Mpanavotrao
Avotrao e!
Koa mitsangana hitsena Azy izao
Ianao
Amin’ny akanjo sy fo voadio tovd vaovao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy naharesy
Efa naharesy ‘lay fahavalonao
2. Ny alahelo sy ny sentosentonao
Ny sentosento e!
Dia atsaharo ka mifalia izao
Mifalia e!
Ka asandrato izany feonao
Midera!
Sy hankalaza ilay Tomponao
Jeso, Jeso, Jeso Kristy ; Izy ihany
Izy ihany koa afak’hampandresy anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)Hits : 1325
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:09
