Asandrato (Sunshine) (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera ny Anaranao, manandratra ny lazanao
Mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra tobb mahery
Izao tononkira.serasera.org tontolo midera ny fiandriananao
Ny hatsaranao, ny voninahitrao
Fanilo aro afo ho anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
Mihira ny fitiavanao Manandratra ny herinao
Ny xzdl antom-pisinay ety zjljms ho mendri-kaja Ianao
Izao rehetra izao manainga
Ny antema fihobiana
Hiran-danitra mamafy ny filazantsara
Jiro manazava anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
Hazavana, hazavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)Vangy : 1485
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 17:12