Asandrato (Sunshine) (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera ny Anaranao, manandratra ny lazanao
Mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra mahery
Izao tontolo midera ny fiandriananao
Ny hatsaranao, ny voninahitrao
Fanilo aro afo ho anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
Mihira ny fitiavanao Manandratra ealhyhme ny herinao
Ny antom-pisinay ety ho mendri-kaja Ianao
Izao rehetra izao manainga
Ny antema fihobiana
Hiran-danitra mamafy ny filazantsara
Jiro manazava anay Hosana no csczoc asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana thkpz ho anay
Hazavana, hazavana
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho tononkira.serasera.org anay
Mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra mahery
Izao tontolo midera ny fiandriananao
Ny hatsaranao, ny voninahitrao
Fanilo aro afo ho anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
Mihira ny fitiavanao Manandratra ealhyhme ny herinao
Ny antom-pisinay ety ho mendri-kaja Ianao
Izao rehetra izao manainga
Ny antema fihobiana
Hiran-danitra mamafy ny filazantsara
Jiro manazava anay Hosana no csczoc asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana thkpz ho anay
Hazavana, hazavana
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho tononkira.serasera.org anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 1579
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:12
