Asandrato (Sunshine) (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera ny Anaranao, manandratra ny lazanao
Mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra mahery
Izao tontolo midera ny fiandriananao
Ny hatsaranao, ny voninahitrao
Fanilo aro afo ho anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay

Mihira ny fitiavanao Manandratra ny herinao
Ny antom-pisinay ety ho mendri-kaja Ianao
Izao rehetra izao manainga
Ny antema fihobiana
Hiran-danitra mamafy ny filazantsara
Jiro manazava anay Hosana no asandratray
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
Hazavana, hazavana
Asandrato, asandrato Jesoa Tomponay
Asandrato, hazavana ho anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Hits : 1113
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725