Ho mafy orina (with Do Rajohnson) (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela tokoa no tsy mba niarahantsika roa
Toy ny olona mifankatò mmh
Asa sarotra angah?
Fa faly aho f'ianao toa ahy
Ela isika no nifampizaha
Refrain:
Ka andeha
hanamafy ilay fitiavana efa nisy tononkira.serasera.org hatrizay
Fa ny antsika roa
Efa ela no niorina ryckuei lalina tao am-po
Mba ho mafy orina lmprmp kokoa
Toa ilay voalohany
Havaoziko aminao indray lay fitia
Tsisy niova na kely aza aky
Toa anao aho tsy mbola niova lnziguav ilay eny natao
Tsarovy foana fa tiako ianao
Refrain:....
Ny antsika tsy ho ravan'ny fotoana
Ireo fahoriana handalo, ho zava-poana
Raha mbola ianao no anoloana
N'iza n'iza, ho resy mora foana
Refrain:...X2
Toy ny olona mifankatò mmh
Asa sarotra angah?
Fa faly aho f'ianao toa ahy
Ela isika no nifampizaha
Refrain:
Ka andeha
hanamafy ilay fitiavana efa nisy tononkira.serasera.org hatrizay
Fa ny antsika roa
Efa ela no niorina ryckuei lalina tao am-po
Mba ho mafy orina lmprmp kokoa
Toa ilay voalohany
Havaoziko aminao indray lay fitia
Tsisy niova na kely aza aky
Toa anao aho tsy mbola niova lnziguav ilay eny natao
Tsarovy foana fa tiako ianao
Refrain:....
Ny antsika tsy ho ravan'ny fotoana
Ireo fahoriana handalo, ho zava-poana
Raha mbola ianao no anoloana
N'iza n'iza, ho resy mora foana
Refrain:...X2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FarakelyVangy : 8748
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsirifara
Daty : 07/03/2020 22:31
