Ho mafy orina (with Do Rajohnson) (Farakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela tokoa no tsy mba niarahantsika roa
Toy ny olona mifankatò mmh
Asa sarotra angah?
Fa faly aho f'ianao toa ahy
Ela isika no nifampizaha

Refrain:
Ka andeha
hanamafy ilay fitiavana efa dwye nisy hatrizay
Fa ny antsika roa
Efa ela no niorina tfzqojl lalina tao am-po
Mba ho mafy orina tononkira.serasera.org kokoa

Toa gmiefps ilay voalohany
Havaoziko aminao indray lay fitia
Tsisy niova na kely aza aky
Toa anao aho tsy mbola niova ilay eny natao
Tsarovy foana fa tiako ianao

Refrain:....

Ny antsika tsy ho ravan'ny fotoana
Ireo fahoriana handalo, ho zava-poana
Raha mbola ianao no anoloana
N'iza n'iza, ho resy mora foana

Refrain:...X2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Farakely
Vangy : 8680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsirifara
Daty : 07/03/2020 22:31
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3635