You are here: home > Tononkira > Farakely

Efa Anao (Farakely)

Vao nahita anao aho ,Raiki-po
Tsy nety lao,Nanjoy tsy niato ity fo
Aza miahiahy, Oe ny amiko tsy hay
Haveriko indray...
Fa efalasanao avokoa
Ny ho aviko no hiriko ho fiainanao ihany koa
Hiriaria,Hiara-dia doria
Oe tena fitia...

fiverenana:
Tsy hitalao aminao sanatria
Na hiangavingavy raha fitia
Voalazako ny momba ahy
Fo sy saina fanahy
Oe tena tianao k'aza manahy!

Tsy ampanantena aho lanitra
Na hilaza zay mTsiky dia ampyety ho diavina sarotra
Ny azoko atao, Ny foko EFA ANAO
Anjakao...!

fiverenana:
Tsy hitalao aminao sanatria
Na hiangavingavy raha fitia
Voalazako ny momba ahy
Fo sy saina fanahy
Oe tena tianao k'aza manahy!
Tsy hitalao aminao sanatria
Na hiangavingavy raha fitia
Voalazako ny momba ahy
Fo sy saina fanahy
Oe tena tianao k'aza manahy!

Voalazako ny momba ahy
Fo sy saina fanahy
Oe tena tianao k'aza manahy!
........
TENA TIANAO K'AZA MANAHY

Mpihira : Farakely
Mpamaky : 1351
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : faraandrianintsoa
Tamin'ny : 03/06/2019 11:24:26
ID : 11777

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo