You are here: home > Tononkira > Farakely

ROTSIROSY (Farakely)

Eto aho mahatsiaro
Ireo namako hatrizay,
Nanoan'ahy, niaro n'a inona nanjo

Nisy anao nijery
N'a aiza misy ahy,
Tsy mahatsiaro irery fa
manana mpuahy

    Na Ireo sedra mafy toa nandalo
VAO miantso aho dia indro ianao
Nandrotsirotsy, kalokalo
Nandamina ny foko ho lasa vao! (in_droa)



N'a lavitr'aza indraindray
Ianao teo akaiky teo,
Toy ny RENY,tononkira.serasera.org toy ny Ray
Reko antso feo!

Ny Ray aman-dReny hamsly fitia
Hanamafy fatotra
Hiaro, hitantana ny dia
Hanasedra sarotra!

  Na I Ireo sedra mafy toa nandalo
VAO miantso aho dia indro ianao
Nandrotsirotsy, kalokalo
Nandamina ny foko ho lasa vao!


Ouh ! Ouh ! Ouh ! Ouh !

Toa rotsirotsy kalokalo
Nandamina ny foko ho lasa vao,
Dia falifaly manan'anso,
Ho namako aho !

Mpihira : Farakely
Mpamaky : 1995
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : noordallo
Tamin'ny : 23/07/2021 22:01:39
ID : 13570

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo