Tsy Nofy (album2) (Farakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nofy no nandrotsirotsy ahy hatrizay
Ankehirtiny tena ianao no eo anilako eo
Dia foana hatreo ireo rahomainty mitaotao
Nitondra hazavana ho ahy ianao
Fianam_baovao
Ireo ratra izay nampahory
Nandalo tao tsy reko intsony
Niserana ihany ka nisolo
Fitia voakolo

Fiverenana:
Dia tapitra teo ireo jaly
Adintsaina nankarary
Takona avaokoa izany
Noho ianao irery ihany
Noho ianao irery ihany

hmmm!hmmm!
mmmmmmm!
Tao mbola manonofy foana aho hatrizao
Hay mo ianao tena ianao no eo anilako eo
Nnanjary adinoko avokoa ireo sedra taloha
Nisy anao dia ravo tokoa
Feno hery ny fo
Ireo ratra izay nampahory
Nandalo tao tsy reko intsony
Niserana ihany ka nisolo
Fitia voakolo

Fiverenana:
Dia tapitra teo ireo jamy
Aditsaina nakarary
Takona avokoa izany
Noho ianao irery ihany
Dia tapitra teo ireo jaly
Aditsaina nankarary
Takona avoko izany
Noho ianao irery ihany
NOHO IANAO IRERY IHANY

A/C:Do Rajonhson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Farakely
Vangy : 1613
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : faraandrianintsoa
Daty : 03/06/2019 11:09
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116