Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita hatreo ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy yqid fandresena
Hisy andro hisariaka

Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava

Hisy tanana tononkira.serasera.org ankiroa
Hifandray hrqv sy hifamihina
hisy faniriana ho to

Hisy xibmseo indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanja Andriamanantena
Vangy : 5832
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106