Matoa (Fanja Andriamanantena)

Matoa aho mikalo
Izao hariva izao
Ka mamborak’eto
’Reo rakitr’efa tao
Tsy kalo an-terisetra
Tsy didy mahafanina
Fa alahelo anao
Mikalo fa dia manina

Matoa aho mikalo
Miritsoka mangina
Mitendry ity valihako
An-takariva sina
Dé fantatro sahady fa ho anao
Mihintsy,no nanolorako azy
Na tononkira vitsy
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/fanja-andriamanantena/matoa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanja Andriamanantena
Vangy : 12280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 17/12/2001 16:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0658