MPILALAO FITIA (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nakisakisakao ny foko
Hitanilanila, hihafihafy
E an-tsisin’ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Na dia tsy ho zakako crnrhlk aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
Hifantohan’ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia
Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
tononkira.serasera.org Ianao, ilay mpialalo fitia
Indray no tsy very dia
wtpcuspy Nanjary tia dia tia
Dia nakisakisako ny fonao
Hitanilanila, hihafihafy
Eo an-tsisin’ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra ugziaoqi mankafy
Lalao fitia.
Hitanilanila, hihafihafy
E an-tsisin’ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Na dia tsy ho zakako crnrhlk aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
Hifantohan’ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia
Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
tononkira.serasera.org Ianao, ilay mpialalo fitia
Indray no tsy very dia
wtpcuspy Nanjary tia dia tia
Dia nakisakisako ny fonao
Hitanilanila, hihafihafy
Eo an-tsisin’ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra ugziaoqi mankafy
Lalao fitia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 6242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 20:48
