Dia nataoko hira (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nataoko hira avokoa ny fiainanao
Tsy nierako, ajnpj fa nataoko tsotra izao
Kanjo nony vitako izany
Dia nanjary hita teny ihany
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fahita hatraiza hatraiza
Isan’andro, isan’andro

Fa io fiainanao io no nakako
Tononkira pkgihm hitantarako
Izay fahita tononkira.serasera.org sy fandre
Isan’andro, im-be dia be

Dia nataoko hira koa izao tontolo izao
Dia nakako tononkalo vaovao
Kanjo vao nohiraiko vetivety
Dia nanjary hita fa ovxogu tsy mety
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fandre hatraiza hatraiza
Isan’andro, isan’andro, isan’andro.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121