Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita hatreo ny zsfata amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy tononkira.serasera.org andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy eagm lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy uoqaor faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy tononkira.serasera.org andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy eagm lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy uoqaor faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 5831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Holy
Date : 13/06/2002 23:35
