Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita yhywrcd hatreo tononkira.serasera.org ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola eoidwgws hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa rlyzqu anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
Sao ianao manantena
Mbola eoidwgws hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa rlyzqu anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 5833
Likes : 0 Like
Created by : Holy
Date : 13/06/2002 23:35
