Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tia ka tsy mino (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro ianao fa jnkqm tsy te hanadino
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
Izy efa lasa
Tsy tazana intsony fa mbola mamony, mbola mamelana
Mbola mandefa hanitra miserana
Fantatro ianao dfptekvm fa tsy te hanadino
Tsapak ianao fa tia ka tsy mino hoe
Izy dia mpandalo
Tsy sahy mitoetra, tsy sahy tononkira.serasera.org manambara ny zava-drehetra
Fa fo mistery, fo manirery
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
Izy tsy misy fa aloka ihany
Rivo-miserana mpandrotsa-tomany, alina nofy lemrl nofikirinao
Hanala ireo sento tsy mety mandao
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino.

--------
Rohy:
Hevitra
hasinjakaravokatra
(
27/12/2017 12:18)
Tsotra nefa tsara sady ny mpitendry gitara koa mahay sady mankafia !!
Mankasitraka
Mankasitraka
hasinjakaravokatra
(
27/12/2017 12:18)
Tsotra nefa tsara sady ny mpitendry gitara koa mahay sady mankafia !!
Mankasitraka
Mankasitraka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 9656
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/09/2014 10:20