Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry esrgnhrq tanàna ddvvy tsara rindra izay manintona ny fo
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra tononkira.serasera.org ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry hgaop tanàna tsara indrindra, soa indrindra
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra tononkira.serasera.org ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry hgaop tanàna tsara indrindra, soa indrindra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5003
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:39
