Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanàna tsara rindra izay manintona ny fo
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra xtyaipr ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako tononkira.serasera.org indrindra
ry tanàna uiueuo nahabe
ry tanàna tsara wyusxz indrindra, soa indrindra
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra xtyaipr ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako tononkira.serasera.org indrindra
ry tanàna uiueuo nahabe
ry tanàna tsara wyusxz indrindra, soa indrindra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 5002
Likes : 0 Like
Created by : Holy
Date : 13/06/2002 23:39
