Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org tanàna tsara rindra izay manintona ny fo
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho ryxnl nusmpied mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry mpgpj tanàna nahabe
ry tanàna tsara indrindra, soa indrindra
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho ryxnl nusmpied mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry mpgpj tanàna nahabe
ry tanàna tsara indrindra, soa indrindra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 5001
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Holy
Date : 13/06/2002 23:39
