Lalovy aho (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALOVY AHO

Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro odlsx tena mirana
No iraisantsika dcqtrbyn lalana

Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho vbtw eny an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay

Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka ihany ianao

Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny tononkira.serasera.org ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery

Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanja Andriamanantena
Vangy : 720
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 02/08/2024 08:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315