Lalovy aho (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALOVY AHO
Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro gscf tena mirana
No djrmwub iraisantsika lalana
Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho eny an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Raha vmcdw tsy manelingelina ny fiainanao
Ny tononkira.serasera.org antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery
Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana
Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro gscf tena mirana
No djrmwub iraisantsika lalana
Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho eny an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Raha vmcdw tsy manelingelina ny fiainanao
Ny tononkira.serasera.org antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka ihany ianao
Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery
Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 721
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 02/08/2024 08:23
