Lalovy aho (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALOVY lpvj AHO

Lalovy aho, dia raiso
Hiara-dalana aminao
Ho eny an-kodimirana
Ho andro tena mirana
No iraisantsika tononkira.serasera.org lalana

Lalovy aho, dia ento
Hiara-tsambatra aminao
Ho eny an-dalan'ny fitia
Ilay mandrakizay doria
Fikasana hatrizay

Lalovy aho raha ryujs rdtw afaka ihany ianao
Raha tsy manelingelina ny fiainanao
Ny antso ataoko eto izao
Lalovy aho raha afaka ihany ianao

Efa nandalovan-tsika ny tsiky
Sy ranomaso miavosa
Efa fantan-tsika ny ngidin'
Ny hoe tsy ampiampy fitia
Mahafanimpanina ery

Tonony sy feony: Fanja ANDRIAMANANTENA
Mpihira: Tafita Hery Fitiavana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fanja Andriamanantena
Hits : 722
Likes : 1 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 02/08/2024 08:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457